Tantara mikasika ny Paortiogaly tamin'ny Jona, 2024
Maja Milinković: ilay mpitendry mozika mampivady ny “fado” pôrtiogey amin'ny “svedah” bôsniaka
Enina ambinifolo taona lasa izay no nandre voalohany ny gadona 'fado' pôrtiogey i Maja Milinković, (midika hoe "lahatra" amin'ny fiteny pôrtiogey). Nanomboka teo izy dia lasa mpisava lalana tamin'ny fanatsofohana ity karazana mozika ity tao Bôsnia zy Herzegôvina