Tantara mikasika ny Eoropa Andrefana tamin'ny Avrily, 2017
Misy 44% Amin'ny Miozolomana Mpianatry ny Lisea Tokoa Ve Mieritreritra fa Azo Ekena ny “Mandray Fitaovam-Piadiana Hiarovana ny Fivavahany” ?

“Any amin'ny lisea sasantsasany, 44% amin'ny miozolomana mpianatry ny lisea no mieritreritra fa azo ekena ny miady hiaro ny fivavahany mitam-piadiana“. Diso io isa io.
Manohitra ny Fitifiran'ny Polisy – sy ny Anganon'ny “Maodely Vitsy An'isa” Ireo FrankôShinoa
Taorian'ny fitifiran'ny polisy ka nahafaty an'i Shaoyo, nanao fihetsiketsehana ireo Shinoa tao Paris.
Ady eo amin'i Espaina sy ny Fanjakana Britanika noho i Gibraltar ? Milamìna ry Tiana a!
Ny zo tsy azo ivalozana mety ho azon'i Espaina amin'izay fepetra ampiharina amin'i Gibraltar amin'ny Brexit no manome hevitra tia hiady avy amin'ireo anti-eoropeana britanika masiaka indrindra.
Azony ny Fandehanana ho Eny An'Habakabaka Saingy Tsy Afaka Mivezivezy Malalaka Ety An-tany Izy
"Miezaka fotsiny aho mba ahafantarako ny fomba tsara indrindra handravana ny fanilikilihana milaza fa mpampihorohoro avokoa ny olona Miozolomana rehetra."
70 Taona Taty Aoriana, Nampahatsiahivin'ny Tantara ny Adim-Panjanahantany Frantsay Anisan'ny Ratsy Indrindra teto Madagasikara
Fa amin'izao 29 marsa izao, tiako fotsiny ny mampitodika ny eritreritro any amin'ireo fianakaviana rehetra mahafantatra izany hoe nandoa ny vidin-dra nalatsaka ho an'ny tanindrazan izany.
Ny Fankalazàna Eran-tany Ny Andro Iraisampirenena ho an'ny Fanamarinam-baovao: #FactCheckIt!
Nanambara ny 2 Aprily ho andro natokana ho an'ny fanamarinam-baovao sy ny marina ireo mpanamarim-baovao eran-tany. Miaraka amin-dry zareo ve ianao?