Tantara mikasika ny Norvezy tamin'ny Marsa, 2019
Norvezy: Ny Soritra Anaty Aterineto Momba ny Mpamono Faobe Iray
Mbola nanohy hatrany nikaroka ireo soritra rehetra tety anatin'ny tambajotran-tserasera mikasika an'i Anders Behring Breivik, ilay lehilahy ahiana ho mpamono, ireo blaogera sy mpanao gazety tany Norvezy sy tany ivelany, izay manantena fa hanampy amin'ny fanazavana ny hetsiny tamin'ny Zoma 22 Jolay 2011 izany.