Tantara mikasika ny Holandy tamin'ny Marsa, 2021
Nosakanan'ireo mpikatroka Holandey momba ny toetrandro ny fidirana ao amin'ny Minisiteran'ny Toetrandro hitakiana ny famoahana ny “Shell Papers”
Antso ho an'ny fangaraharan'ny governemanta mikasika ny fampiasana ny volam-bahoaka sy ny fifandraisan'ny fanjakana amin'ny Shell no anton'ny fihetsiketsehana.