· Oktobra, 2018

Tantara mikasika ny Holandy tamin'ny Oktobra, 2018

Holandy: Ao amin'ny Twitter i Sven Kramer, nahazo medaily volamena

  20 Oktobra 2018

Ho an'ny Holandey, nanomboka tamin'ny fifaninanana tena lehibe ny Lalao Olaimpika Ririnina 2010 tany Vancouver: fikorisana an-dranomandry 5000 metatra haingam-pandeha. Nanantena ny firenena iray manontolo (sy ny hafa eo amin'ny tontolon'ny fikorisana andranomandry haingam-pandeha) fa ilay Holandey Sven Kramer no hahazo ny volamena,