Tantara mikasika ny Holandy tamin'ny Mey, 2018
Serbia: Bilaogera miresaka momba ny fisamborana an'i Radovan Karadžić
Andro vitsy monja taorian'ny fitsingerenan'ny faha 13 taonan'ny famonoana tao Srebrenica, izay olona maherin'ny 7.000 no namoy ny ainy, ary sivily Miozolomana ny ankamaroan'izy ireo, voasambotra i Radovan Karadzic, filoha teo aloha tao amin'ny Repoblika Srpska. Miresaka momba izany ireo bilaogera.