Tantara mikasika ny Holandy tamin'ny Jolay, 2014
Ireo Fanehoankevitra 5 Faran'izay Tsy Miraharaha Indrindra Ny Fidarabohan'ny Sidina MH17 Tao Okraina

Ao anatin'ny fihetsehampo tafakatra avo dia avo, misy fanambaràna henjana azo isaina amin'ny rantsan-tànana, nalefan'ireo olo-malaza avy ao Maosko sy Donetsk, nahasarika ny sain'ireo Rosiana mpisera amin'ny aterineto