Tantara mikasika ny Holandy tamin'ny Marsa, 2011
Holandey-Iraniana maty novonoina tany Iran
Novonoin-ko faty tany Iran ny Holandey-Iraniana Zahra Bahrami taorian'ny nahitana fa meloka mikasika ny heloka mikasika ny rongony izy ary nomelohin-ko faty ny 2 Janoary. Nogadraina i Zahra Bahrami ny 27 Desambra 2009 raha toa izy ka nanatrika ny fihetsiketsehana manohitra ny governemanta araka ny vaovao voaray.
Libya: Ny mpikarama an'ady Afrikana (Lahatsary)
ray amin'ny zava-manahirana indrindra ny miresaka azy nandritra ny roa herinandro nanoherana ny Kolonely Muammar Al Gaddafi any Libya izay dia ny fitateram-baovao fisiana lazain'ny mpitondra Libyana "Mpikarama an'ady Afrikana" na "vahiny" - midika hoe avy any Afrika atsimon'i Sahara sady "Mainty" ampiasaina hampijoro ny fitondrany efa mihozongozona. Fa maninona...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...