Tantara mikasika ny Holandy tamin'ny Desambra, 2010
09 Desambra 2010
Kuweit: “Mitsangàna ary miadia ho an'ny tanoranao!”
I Abdulla Al-Moussawi, antsoia koa hoe “Sayed, ilay vatosoan'i Arabia,” izay heverina ho Maradona any aoriana, no niteraka resabe tao amin'ny bilaogin'i Mark. Mpana-talenta vao sivy taona monja i Abdulla, afaka jerenao eto amin'ity sary mihetsika ao amin'ny YouTube ity ny filalaovany baolina kitra. Ity sarimihetsika ity no hitan'i Marcel, terantany néerlandais mpitsikilo...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...