Tantara mikasika ny Gresy tamin'ny Avrily, 2019
Mankalaza ny lahatsoratra faha-1000 ny Global Voices amin'ny teny Grika
Natomboka tamin'ny volana Martsa 2011, tamin'ny fotoana nitomboan'ny olana sy ny tsikera mamaivay manerantany ho an'i Gresy noho ny krizy ara-bola goavana mahavariana, nahatratra 1 500 ireo dikan-teny tao amin'ny Global Voices amin'ny teny Grika navoaka tamin'ny lahatsoratra Global Voices tamin'ny 8 Febroary 2012 - tao anatin'ny 10 volana monja .)
Gresy: Latsabatom-pitokisana sy Referandaoma ho avy
Ny takarivan'ny 31 Ôktôbra 2011, tamin'ny fanapahan-kevitra goavana ara-politika [el], nitaky latsa-bato-pitokisana avy hatrany tao amin'ny parlemanta ny Praiminisitra Grika George Papandreou ary koa fitsapankevi-bahoaka ho an'ny eny sa tsia amin'ny fampindramam-bola fara-fanavotana avy amin'ny Vondrona Eorpeana,
Mpanao gazety Grika nosamborina noho ny famoahana ny lisitr'ireo olona voalaza fa tsy nandoa hetra
Nitaky ny famotsorana an'i Vaxevanis ny Reporters Sans Frontieres ary namoaka ampahana antsafa, ary niray hina tamin'ny fanohanana azy tao amin'ny Twitter ireo mpisera aterineto, ka nahavory fangonan-tsonia maherin'ny 16.000 nitaky ny fanafoanana ny fiampangana azy.