· Jona, 2017

Tantara mikasika ny Gresy tamin'ny Jona, 2017

Mirehitra i Gresy

  20 Jona 2017

Efa rentsika rehetra amin'ny vaovao amin'izao fotoana izao fa nirehitra i Gresy. Tonga tao amin'ny tanàna fahiny Olympia ny afo, toerana nahaterahan'ny Olaimpika sy misy ny Mozea Olaimpika, izay mampiantrano ireo angona vakoka fahagola (arkeolojika) lehibe indrindra ao Gresy.