Tantara mikasika ny Sipra tamin'ny Desambra, 2018
Lahatsary: Mankalaza ny firodanan'ny rindrin'i Berlin izao tontolo izao
Androany ny fankalazana ny faha 20 taonan'ny firodanan'ny Rindrin'i Berlinthe, rafitra fiarovana izay nanasaraka an'i Berlin Atsinanana sy Andrefana any Alemaina. Androany isika dia mampiseho ny sasany amin'ireo lahatsary manerana izao tontolo izao izay nakarina ho fankalazana ity daty ity.