Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Janoary, 2017

Tantara mikasika ny Sipra tamin'ny Janoary, 2017

Nahemotra Ho Amin'ity Taona 2017 Ity Ny Fifanarahana Momba Ny Olan'i Sipra

Tamin'ny 20 Novambra, nihaona fanindroany tao amin'ny Mont-Pelerin, Soisa ny Filoha Sipra Nicos Anastasiades sy ny mpitarika Syprioty Tiorka Mustafa Akinci, mba hiverina indray hanohy ny fifampiresahana momba ny olan'i Sipra. Nifarana tsy nisy fifanarahana ny fifampiresahana, izay naharitra roa andro, ary niafara tamin'ny fifanomezan-tsiny teo amin'ny andaniny sy ny...