Tantara mikasika ny Belzika tamin'ny Novambra, 2018
Mitombo betsaka ireo ampangaina ho nanao ‘heloka bevavan'ny firaisankina’ ao Eoropa, 11 nantsoina hotsaraina tao Belzika noho ny fanampiana mpifindramonina
Niseho teo anatrehan'ny fitsarana tao Bruxelles tamin'ny 6 septambra 2018 ny olona miisa 11 izay nosamborina sy nampangaina ho nanao fanondranana olona tamin'ny oktobra 2017, io no fotoam-pitsarana voalohany lazain'ny mpikatroka fa...