Tantara mikasika ny Zimbaboe

Feo Avy Amin'ny Zimbabwe Plus

  24 Avrily 2019

Nanao antso avo ny amin'ny tokony hampiatoana ny fampiasana ny aterineto ho fanimbazimbana ny fahalalahan'ireo firenena an-dalam-pandrosoana ny filoha Zimbaboeiana, Robert Mugabe.

Zimbaboe: Voabahana ny bilaogiko!

GV Mpisolovava  11 Janoary 2019

Ny Zoma 20 Martsa 2009, voabahana ilay bilaogy zimbaboeiàna Peace, love & happiness unto the whole world, (Fandriampahalemana, fitiavana ary hasambarana ho an'ny tany manontolo). Nanoratra mikasika izany ny mpanoratra ilay bilaogy, Eusebia, manao hoe, "Tena tsy azoko mihitsy ny antony nanakanana ny bilaogiko... Laviko ny hosivanin'ny olona na ampanginina, na avy amin'iza izany na avy amin'iza, satria fantatro ny zo maha-olona ahy ho afaka maneho hevitra an-kalalahana..."

Zimbaboe: Volavolan-dalànan'ny fijapiana fifandraisana

GV Mpisolovava  05 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nolanian'ny parlemanta Zimbaboeana ny ” Volavolan-dalànan'ny fijapiana serasera” izay mamela ny governemanta hanara-maso ny finday, ny mailaka ary ny Aterineto. Manameloka ity lalàna ity izay teo am-piandrasana ny fankatoavan'ny Antenimieran-doholona ny orinasa mpanome tolotra Aterineto Zimbaboeana satria mitaky azy...

Serbia: Fihetsik'ireo Blaogera Afrikana Manoloana Ny Nisamborana An'i Karadžić

  27 Desambra 2018

Taorian'ireo vaovao nilatsaka tamin'ny Alatsinainy hariva hoe voasambotra ilay mpitondra Bosnian Serb teo aloha sady iray tamin'ireo olona tena nokarohina fatratra erantany Radovan Karadžić , dia nanomboka naneho hevitra mikasika ilay tantara avokoa ireo blaogera ankon'ny fahagagana tao Balkans sy ireo rehetra erantany. Ary noho ny fangatahan'ny Lehiben'ny Mpampanoa Lalàna Iraisam-pirenena (ICC), Luis Moreno-Ocampo hanenjika ny Filoha Sodaney Omar al-Bashir, niroso tamin'ny fampitahana an'ireo raharaha roa ireo ny blaogera sasantsasany.