Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Jona, 2024
Fanombohana fanadihadiana mba hisarihana ireo vehivavy mpanao gazety ho any amin'ny vatsim-piofanana ao Borkina Fasô, Senegaly ary Tôgô
Nahita fahombiazana lehibe teny anivon'ireo vahoaka afrikàna eny ifotony ireo fanadihadiana notontosain'ireo nahazo vatsy fahiny, ary nisy nahazo loka goavana ny sasany tamin'ireo mpanao gazety.