Tantara mikasika ny Togo tamin'ny Febroary, 2012
Togo : Manery an'i Faure Gnassingbé Ny Fikambanana Miaro ny Zon'olombelona
Fanindroany tamin'ity taona 2012 ity indray, naneho ny tsy fifaliany ny Fikambanana Mpiaro ny zon'Olombelona manoloana ny toe-draharaha sosio-politika ao amin'ny firenena. Tamin'ny 11 febroary farany teo, nanao diabe tao amin'ny presidansa ao Lomé ny tompon'andraikitra ao amin'ny ODDH, ny mpitolona sy ny mpanohana.