Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Mey, 2024
Tanzania, pôlitika vaovao momba ny VPN, mampihanjahanja ny olona LGBTQ+
Ireo mpanohitra ilay fitakiana fisoratana anarana navoakan'ny TCRA ho lalàna vaovao mifehy ny VPN dia milaza fa manohintohina ny fahalalahana maneho hevitra sy ny zo hafa voalazan'ny Lalàm-panorenana ao Tanzania izy io.