Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Mey, 2024
Mifampizara ny fanantenany mialoha ny fifidianana afrikana tatsimo ny tanora mpifidy
Misongadina ny hamaroan'ny tanora, 18-39 taona, mandrafitra ny 42 isanjaton'ny (11,7 tapitrisa) mpifidy voasoratra anarana, manoritra ny maha-zava-dehibe ny vaton-dry zareo ho an'ny antoko politika amin'ny fifidianana hoavy amin'ny 29 may.
Topimason'ny tontolon'ny media ao Afrika Atsimo mialoha ny fifidianana hoavy
"Mankatoa fiteny 12 ny lalàmpanorenana ao amin'ny firenenafa saingy ny fiteny be mpampiasa indrindra dia ny Zulu, Xhosa, Afrikaans ary Anglisy. Amin'ny teny Anglisy sy Afrikaans ny ankamaroan'ny famoaham-baovao sy ny fampielezam-peo ao Afrika Atsimo.