Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Somalia tamin'ny Jolay, 2018

09 Jolay 2018

Arabiska: Bilaogera Iray Nosamborina.. Mbola Misy 1000!

Toy ny tsy misy ny herinandro tsy misy olana ho an'ireo Ejipsianina sy ny bilaogerany.

08 Jolay 2018

Afrika: “Hope Raisers”, “Da Bomb”, Hip Hop Swahili & Zimfest

Tao anatin'ny 4 herinandro hatramin'ny lahatsoratro farany tato amin'ny Global Voices, be dia be ny hetsika notantarain'ireo bilaogera eo amin'ny sehatry ny mozika Afrikana. Ity sombiny kely amin'ny ampahany amin'izany hetsika izany.