Tantara mikasika ny Somalia tamin'ny Novambra, 2016
Ilhan Omar, Mpitsoa-ponenana Somaliana Teo Aloha, Voafidy Tao Amin'ny Biraon'ny Mpisolontena Any Etazonia
Manolotra an-dRamatoa Ilhan Omar, miozolomana manana fiaviana Somaliana izay nahatonga ny fihetseham-po tamin'ny fifidianana amerikana tao amin'ny tranonkala Africa News, ilay bilaogera Carole Kouassi .Tamin'ny talata, izy no vehivavy Somaliana sady miozolomana voalohany voafidy tao amin'ny Biraon'ny Mpisolontena ao Etazonia ..