Tantara mikasika ny Sierra Leone tamin'ny Marsa, 2020
Nilaza amim-pahadisoana ny fankatoavan'i Jamaika azy ny politisianin'i Kosovo. Fa naninona no tsy nanamarina ny media?
Nilaza ny fankatoavan'i Jamaika ny fireneny ho manana ny fiandrianam-pireneny nahazo tatitra betsaka tamin'ny media ny manampahefana Kôsôvara tamin'ny 19 febroary. Ary notsipahan'i Jamaika avokoa izany rehetra izany avy eo.