· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Sierra Leone tamin'ny Avrily, 2018

Rising Voices Any Sierra Leone Sy Bangladesh

Tamin'ity herinandro ity, dia nasongadinay ny fivoaran'ny roa amin'ireo tohanan'ny Rising Voices any Azia sy Afrika. Mpianatra asa ao amin'ny Think Build Change Salone any Siera Leone no manomboka manoratra ireo traikefany raha toa ka mifantoka amin'ny fanampiana lahatsary sy sary ao amin'ny kitapon'ny fahaizamanaony kosa ireo vehivavy ao amin'ny Nari Jibon.

26 Avrily 2018