Tantara mikasika ny Sierra Leone tamin'ny Oktobra, 2014
Mitony ny Afrikana Tandrefana na dia eo aza ny Ebola ary Mampahatsiahy an'Izao Tontolo Izao ny Mahaizy Azy
Araka ny efa voamarina dia manakaiky ny 5000 ny matin'ny ebola, ary farafahakeliny 10.000 no voalaza fa tratrany, maro amin'ireo any Afrika Andrefana no mampiasa ny tanjaky ny media vaovao hiadiana amin'ilay aretina.
Ny Fiainana Any Sierra Leone Telo Andro Taorian'ny Fanokana-Monina
Misy milaza fa ny fampiharana ny kolontsaina any amin'ny ampaham-paritra any Sierra Leone no manampy tosika ny fiparitahan'ny aretina, toy ny fandrona amin'ny rano avy nanasana ny olona mararin'ny Ebola satria inoana fa hitondra vintana tsara izany