Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny Seychelles tamin'ny Oktobra, 2008

10 Oktobra 2008

Seychelles : Nanaiky ny handray anjara amin'ny rohin-tseratsera Aterineto Pan-Afrikana

Gervais J. Henrie avy any Seychelles no mitatitra fa : Seychelles is the second African country, after Senegal to join the $1 billion pan-African e-network project initiated by the Indian government “Taorian'i Senegaly dia i Seychelles no firenena Afrikana faharoa izay nanaiky ny handray anjara amin'ny fananganana rohin-tseratsera Aterineto Pan-Afrikana...