Tantara mikasika ny Repoblikan'i Kongo tamin'ny Septambra, 2023
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna faha #06
Ato anatin'ny fizaràna ataonay “An'ny voambolana ny fitenenana- Les mots ont la parole”, asongadinay ireto telo ireto : ny nouba, "Bienvenue" fitny frantsay kanadiàna ary ny sapologie.