· Marsa, 2012

Tantara mikasika ny Repoblikan'i Kongo tamin'ny Marsa, 2012

Repoblikan'i Kongo: Taorian'ny Fipoahana, Fahatezerana Sy Fiaraha-Mientana

  06 Marsa 2012

Iray andro taorian'ny fipoahana fitoeram-bala tao Mpila akaiky an'i Brazzaville ny 4 marsa teo, dia tonga ny andro anombanana ny isan'ny niharam-boina. Ny fanombanana farany dia milaza fa manodidina ny 150 ka hatramin'ny 200 ny isan'ny maty ary 1500 ny isan'ny naratra vokatry ny fipoahana. Efa nanome lalana ny fahatezerana sy ny fiaraha-mientana ankehitriny ny hatairana sy ny fikoropahana.