Tantara mikasika ny Repoblikan'i Kongo tamin'ny Marsa, 2008

Kôngô-Brazzaville : Fivoizana ny zo hoan'ny fitsaboana

  13 Marsa 2008

Ny Congolese Women on the web [vehivavy Kôngôley eto amin'ny Aterineto] no mitatitra momba fivoizana ny zo hoan'ny fitsaboana any Kôngô-Brazzaville : Indigenous people in all areas of Congo Brazzaville live in precarious conditions and are subjected to discrimination and marginalisation, which prevents them from benefiting from all the rights...