· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Mey, 2008

Mozambika : Ho fitandrovana ireo fitenim-paritra

  21 Mey 2008

Jorge Saiete no manapariaka ao amin'ny Debate e reflexão [Adihevitra sy fieritreretana] ny fahakavian-keviny manoloana ny fiheveran'ny sasany ireo fitenim-paritra ho toy ny fitenin'ny Satana ka tokony horarana mafy ny fampiasana azy dia ireo fiteny Xangana, Xitswa, Ndau, Nhugwe, Macua, ary Chuabo any Mozambika : Considero as línguas nacionais, nosso...

Cap Vert : Adiny telo ny filaharana hifidianana

  20 Mey 2008

Eileen Barbosa no mitatitra ao amin'ny Soncent fa naharitra hatramin'ny adiny telo ny filaharana hifidianana omaly [Alahady 18.05.2008] tany Cap Vert : Pessoalmente, achei muito pouco admissível, mas muita gente foi mais longe e… desistiu! Pudera, mais de três horas à espera, num Domingo… Esperemos que tenha sido a primeira...

Zimbaboe : Handrombaka ny fitondrana

  20 Mey 2008

Ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net, i Amanda Atwood no miantso ny vahoaka any Zimbaboe mba handrombaka ny fitondrana hiverina indray eo am-pelatànany : As Zimbabweans, we also have to start taking our power – from the politicians and unelected ministers and military authorities who are running the country instead of the...

Zimbaboe : E-Sary hoan'ny Demôkrasia

  20 Mey 2008

Sokwanele no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe ny hetsika voiziny eto anivon'ny Aterineto ka ampiasany E-Sary mikasika an'i Zimbaboe: Sokwanele will be releasing regular e-card designs in the days leading up to the run-off election, now scheduled for June 27. We’d like to ask everyone around the world to...

Cap Vert : Fotoam-pifidianana izao

  19 Mey 2008

Abraão Vicente no manapariaka hosodokon'i Gilbert & George ao amin'ny Um Janela Prindadu na Paredi Mundu handravaka izay fijeriny ny fifidianana izay hotanterahina aty ho atsy any Cape Vert : Estou um pouco confuso, confesso. Em tempo de campanha eleitoral parece que tudo é fácil. Parece que todos os sonhos...

Afrika : Nokia sy ireo tany andalam-pandrosoana

  19 Mey 2008

White African [Afrikana fotsy] no manamarika fa Nokia dia mitrandraka tolotra manokana tandrify an'i Afrika : There is a reason that Africans, by and large, love Nokia and there’s a reason that the brand has made such an impact in that part of the world. While most companies around the...

Nizeria : Antso hanaovana ankivy ny British Airways

  19 Mey 2008

Thy Glory O Nigeria..! [Izato Lazanao ry Nizeria..!] no manapariaka ny antso hanaovana ankivy ny British Airways hoan'ireo Nizeriana mpiray tanindrazana aminy : Boycott British Airways. We can do with one “less” airline. Nigerians are very respectful and hardworking people and they deserve to be respected. British Airways does not...

Malawi : Fisamborana olo maro noho ny “fanomana fanonganana” ny filoham-pirenena

  16 Mey 2008

Araky ny tatitra voaray dia manamboninahitry ny tafika sy mpitarika ny antoko mpanohitra maromaro no nosamborina tany Malawi noho ny fiheverana azy ireo ho “nanomana fanonganam-panjakana.” Kondwani Munthali izay sady mpanao gazety no mpiblaogy Malawiana dia mihevitra fa mandalo vanim-potoana mahaliana ary madiva hangotraka ny rano [ilomanozan'ny] pôlitika any Malawi. Avy any Lilongwe izay itoerany...

Malawi : Sarintsarina “fanomana fanonganam-panjakana”

  15 Mey 2008

Boni Dulani no manapariaka ny fijeriny izay heveriny ho sarintsarina “fanomana fanonganam-panjakana” any Malawi : Call me naïve, but some things do not add up to this alleged new “coup plot” against the Mutharika presidency. Instead, it gives me a sense of déjà-vu: taking us back to the dark days...