Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2019

Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Jona, 2019

04 Jona 2019

Akon'i Zimbaboe: Nivadika tsimoramora ho mpanao didijadona ilay nantenaina ho mpanavotra

"Nisandratra i Tsvangirai tsy amin'ny maha-mpamonjy tsara fanahy araka ny nijeren'ny Zimbaboeana azy, fa tahaka ny lasibatra iray hafa tamin'ny areti-mifindra mahatsiravina izay lazaina fa nanakana ny firoboroboana sy ny fivoaran'ny kaontinanta: mpanao didy jadona, tsy refesi-mandidy iray hafa eo am-piofoana.

03 Jona 2019

Tontolon'ny bilaogy Kenyana

Bankelele manoratra momba ny karazana fiverenan'ny fifaninanana safari East African Classic, izay tsy anisan'ny fifaninanana iraisam-pirenen'ny WRC intsony, saingy manolotra 'toeram-pizahatany manintona sady mampanembona ary tsy manam-paharoa'.

02 Jona 2019

Bilaogy Kiswahili: Tsy manana anarana ny ankamaroan'ny lalana an-tanandehibe tanzaniana… (2005)

Ahitana tantara hafa ihany koa Nanao dikan-teny mahafinaritra tamin'ny teorian'ny ady saranga nosoratan'i Karl Marx i Gaphiz. Mandray ny Fanambaràn'i Arusha ho ohatra iray tamin'ny niasan'i Karl Marx izy.

Bilaogy Kenyana: Noroahin'i Kibaki daholo ny minisitra rehetra (2005)

Natsangana vao haingana ny Kenyan Open blog, ny hevitra ambadik'izany dia ny mba "ahafahana manara-maso sy mamantatra ireo lohahevitra manan-danja eo amin'ny tontolon'ny bilaogy Kenyana na iadian-kevitra ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kenyana midadasika."

01 Jona 2019

Bilaogy Nizeriana 2005: Fiaramanidina, rafi-pampianarana, fombam-pivavahana

Taorian'ny fianjerana fiaramanidina telo vao haingana tany Nizeria, nanoratra andiana tatitra mahaliana momba ny Sehatry ny Fiaramanidina Nizeriana i Chippla. Mandinika ny tsirairay amin'ireo fianjerana, ny valintenin'ny fampahalalam-baovao Nizeriana sy ny Governemanta ny tatitra.

Afrikana ve ny Afrikanera? Lasan'ny mpanankarena hatrany ny tany mahafinaritra sy torohay hafa avy ao Afrika Atsimo

Jonty ao amin'ny The Fishbowl maneho hevitra momba ny zava-nisy tamin'ny fanadihadiana vaovao iray mampiseho fa niaina  "fiovàna goavana indrindra amin'ny fomba fijery ara-politika" eo amin'ny vondrona rehetra ny Afrikanera hatramin'ny fifidianana tamin'ny taona 1994.

Feo avy ao Zimbaboe

Manohy ny Kongresim-bahoakany ao Esigodhini, tanàna kely any Matabeleland ny ZANU-PF, ary tsy nahavita nanetsika fanohanana teny ifotony na dia kely aza.