Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Avrily, 2017
Sisampaty Mizara Ny Tantaran'izy ireo Momba ny Loza Sedraina Rehefa Mamaky ny Taniefitr'i Sahara Handeha Hifindra Monina
Fanentanana ety anaty media sosialy ny Aware Migrants , izay mikendry ny hampahafantatra ireo mpifindramonina avy aminà firenena 15 Afrikàna momba ireo loza sedraina rehefa mamakivaky ny taniefitr'i Sahara, Libia ary ny Ranomasimbe Mediterane.
Vono Ankitsirano, Fanolanana ary Fisamborana Faobe, Mbola Fiainana Andavanandron'ireo Borondey
[...] satria na ho inona na ho inona, rahalahiko ianareo eo anatrehan'izao tontolo izao, ary ny sary omenareo dia hisy fiantraikany amin'ireo tanora [...]
70 Taona Taty Aoriana, Nampahatsiahivin'ny Tantara ny Adim-Panjanahantany Frantsay Anisan'ny Ratsy Indrindra teto Madagasikara
Fa amin'izao 29 marsa izao, tiako fotsiny ny mampitodika ny eritreritro any amin'ireo fianakaviana rehetra mahafantatra izany hoe nandoa ny vidin-dra nalatsaka ho an'ny tanindrazan izany.
Ny Fankalazàna Eran-tany Ny Andro Iraisampirenena ho an'ny Fanamarinam-baovao: #FactCheckIt!
Nanambara ny 2 Aprily ho andro natokana ho an'ny fanamarinam-baovao sy ny marina ireo mpanamarim-baovao eran-tany. Miaraka amin-dry zareo ve ianao?