Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Marsa, 2017
Tonga Any Angola Ny Fanadiovan'i Erdogan
Lazain'ireo mpanakiana fa ny Filoha tiorka Recep Tayyip Erdogan no nibaiko ny hetsika famoretana nataon'ny polisy tamin'ny sekoly iraisampirenena iray tsy miankina tao Angola.
Afaka Manendry Kandidà Amin'ny Loka Bilaogy 2017 Kenya Ianao
Ny Loka Bilaogy Kenyana dia manomboka mandray fanolorana anarana amin'ny lanonana amin'ity taona ity. Efa nanomboka tamin'ny 9 Janoary ary hifarana amin'ny 10 Martsa ny fanendrena kandidà. Afaka manendry olona amin'ny sokajy maro isan-karazany ny bilaogera sy ny mpankafy.