Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Avrily, 2016
Nomen'i Liberiana Hotantanan'ny Orinasa Iray Amerikana Tsy Miankina Ny Fanabeazana Fototra
"Ny fieritreretana fotsiny ny sekoly ho toy ny toerana hianarana mamaky teny dia mety ho hevitra voalanjalanja ihany ho an'ny firenena iray izay ny ankamaroan'ny ankizy ao aminy no tsy afaka manatratra na dia izay fotsiny aza."
Netizen Report: Hiverina Eny Amin'ny Fitsarana Ireo Bilaogera Zone9 Ao Ethiopia
Fianakaviana Sinoa mipatitaka noho ny fifanoheran-javatra nataon'ny antoko, fitsarana ao Maraoka sy Ethiopia hamelezana ireo mpanandrateny, ary ilay Rosiana teknolojista matanjaka dia matanjaka hanangana foibe iray vaovao hanaraha-maso " ny fanafiham-baovao "
Nuno Dala, Mpikatroka Angolais, Nitokona Tsy Nihinan-kanina Nandritra Ny 15 Andro.
Nanao fitokonana nandritra ny 15 andro tsy nihinan-kanina i Dala. Anisan'ireo voafonja 17 voampanga ho nanao fikomiana izy. Miharatsy ny toe-pahasalamany.
Resadresaka Tamin'i Hugues Lawson-Body, Mpakasarin'ireo Olo-malaza, Ireo Tanora “franciliens” Ary Mpamokatra Ny Andian-tantara Barbershop
Resaka nifanaovana tamin'ny mpanakanto maoderna iray sady miaina kolontsaina marolafy
Hatezerana Mifanohitra Teo Amin'ireo Maraokana Sy Sahraouis Taorian'Ireo Fanamarihan'i Ban Ki-Moon Momba Ny “Fibodoana”
"Rahoviana ianao no ho sitrana amin'ny fanaintainana lava reny? Ô, ry fireneko ô. Ho tonga aminao anie ny fandriampahalemana"
Fitsangatsanganana: Mozambika, Toerana Atolotra Ho An'ny Taona 2016
Voakilasy ho laharana fahafito amin'ireo firenena "tsy maintsy" tsidihina amin'ny taona 2016 i Mozambika, araka ny New York Times.