Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Aogositra, 2015
Fantaro ny Olombelon'i Kibera, Tanànan-tranobongo an-Tanandehibe Midadasika Indrindra eto Afrika
Tantara ao amin'ny sary ny fiainana sy ny zava-manahirana atrehin'ireo olona miaina ao amin'ny faritra be tranobongo midadasika indrindra an-tanandehibe eto Afrika.
Hilalalala sa tsy hilalalala hoan'ny filoha Obama? Mifanontany ny Kenyana
Fahita mahazatra ao amin'ny kolontsaina afrikana ny fahaiza-milalalala. Lasa tsy matihanina ve ny Kenyana mpanentana sy mpanolotra fandeharana amin'ny fahitalavitra iray raha nilalalala tamin'ny fandraisana an'i Obama?
Ho an'ilay Ethiopiana-Amerikana Mpihira Meklit Hadero, ‘Miova Hatrany ny Trano Hodiana’
Miresaka momba ny fitodiana any Etazonia ao amin'ny fanjakan'i Iowa, ny fanandratana ny Afro ary ny tsy mahamora ny famaritana ny karazan-kirany ilay a Ethiopiana-Amerikana mpihira Meklit Hadero.
Raha Toera-Pisotroana i Afrika? Mifanohina ny Samy Afrikana
"Raha toera-pisotroana iray i Afrika, inona no nosotroina/nataon'ny firenenao?," hoy ny fanontanian'i Siyanda- Panda, mpanoratra iray avy ao Botswana, tao amin'ny Twitter.