· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Janoary, 2008

Nizeria : Haingam-pivoarana ny toetoetry ny Aterineto

  26 Janoary 2008

Yomi no miresaka mikasika ny fivoaran'ny toetoetry ny Aterineto any Nizeria : The internet landscape in Nigeria is fast changing. Ten years ago, we did not have the kind of access to internet services that we have today. Neither did we have the diversity that is on ground today. “Haingam-pivoarana...

Pôrtigalasfera : Ny avotrain'ireo zaza

  26 Janoary 2008

Vao tsy ela no napariaka ny taham-pahafatesan'ireo zaza latsaky ny 5 taona ny UNICEF. Isan'ireo tsoakevitra napoitran'izany tatitra izany ny hoe i Angôla, i Guinea Bissau, i Môzambika, Saô-Tôme sy Principe, Timôr Atsinanana sy Cap Vert dia samy manana taham-pahafatesan'ny ankizy izay manoatry izay heverina ho tokony ho izy, i...

Zimbaboe: Vola mety lany daty

  26 Janoary 2008

Zavatra mampihomehy mampalahelo no hitan'i Aaron avy any Sodana ka zarainy amintsika ary izy io dia momba ny krizin'ny vola mitranga any Zimbabwe: “Tsy afa-milaza aho tsy mbola nisy toy izay hatramin'izay. Namoaka vola misy soratra manao hoe “best before” izany hoe tsara ampiasaina alohan'ny (toy ny fanafody amin'ny ankapobeny) arahina...

Afrika : Matematika tsikaritra amin'ny haitaotrano Afrikana

  25 Janoary 2008

Afropolitan no manolotra lahatsary ahitana an'i Ron Eglash mamelabelatra mikasika ny Matematika tsikaritra amin'ny haitaotrano Afrikana : Mathmetician Ron Eglash traveled to Africa to do research on fractals. What he found was amazing, but not surprising to those of us who appreciate the ingenuity and creativeness in Africa. “Nitety an'i...

Afrika : Adihevitra mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana

  25 Janoary 2008

Andrew Heavens no manolotra resaka mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana any Afrika: Amazing. The debate about homosexuality in Africa that started on Meskel Square almost three years ago is still going strong. “Mahatsikaiky. Ny adihevitra mikasika ny firaisan'izay mitovy fananahana, izay natomboka teo amin'ny vohikala Meskel Square, efa ho telo taona lasa...

Kôngô (RDK) : Fandriampahalemana any RDK ?

  25 Janoary 2008

Manontany tena ny Congo voices raha izao no fiandohan'ny fandriampahalemana maharitra any Kôngô ? : It is too early to speculate if this will bring about an end to the conflict because there have been previous talks but no peace for the country. “Mbola aloha loatra izao haminaniana raha hamarana...

Eritrea : Fantarò ny mozika Eritreana

  25 Janoary 2008

Matt Yanchyshyn no mandrisika ao amin'ny bennloxo du taccu, fantarò ny mozika Eritreana: This is the last day of Eritrea Week. I don’t know enough about much of the music I’ve collected this week to write full posts so I decided to make you a mixtape instead. “Anio no andro farany...

Ghana: Sarin'ny CAN (fiadiana ny amboara ekipam-pirenena Afrikana)

  25 Janoary 2008

David Ajao no manome saripika maromaro nalaina nandritra ny CAN na ny fifaninanan'ny ekipam-pirenena afrikana 2008: “Afaka tendrenao (kilikenao na pihanao) ny eo ambony sary ahitanao sary hafa na tendrenao ny rohy eo ambany hizoranao mankany amin'ny rakitsarin'ny Ghana 2008.”

Kamerona: Lahatsary fanadihadiana ny adin'ny Alemana sy ny Bakweri

  25 Janoary 2008

Lahatsary fanadihadiana vaovao momba ny tantaran’ny vahoaka Bakweri avy ao Kamerona iray indray no mivoaka: “…“Kuva Likenye”  no lohateniny ary mahatratra 30 minitra ny faharetany. Voatantara ao ny fitarihana nataon’ny Mpanjaka antsoina hoe Kuva Likenye ny andian’olona maro nitsangana nanohitra ny miaramila Alemana indrindra tanelanelan’ny taona 1891 sy 1894.”

Mozambika : Raharaha fanapahana ala tsy ara-dalàna hafa

  24 Janoary 2008

Carlos Serra no mitatitra ity raharaha nahasaronana fanapahana ala tsy ara-dalàna izay nokasaina haondrana ivelan'i Mozambika ity. Tamin'ity indray mitoraka ity dia fiara vaventy fito nitondra hazo folo taonina isany no saron'ny Polisy Mozambikana tany amin'ny faritry Meconta. Ny fanapahana ala tsy ara-dalàna amin'ity firenena ity dia resaka tsy ankijanona...