Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Septambra, 2007

Madagasikara: Niverina i Rossy

Madagasikara: Ny Teny Malagasy sy ny Lingua-n'ny Global Voices

Nisy hiran'ny tarika malaza malagasy Mahaleo nametraka tao amin'ny serasera.org: “Aoka aho, Mba ho tompon-tsafidy, Mba tsy havela hihidy, Ty vavako miteny” rahafahafahana, Mahaleo. (Mg) Araky ny asehon'ity andininy iray ity dia manana fombafomba ny teny malagasy. Kabary no atao voalohany rehefa misy fivoriam-pianakaviana na hetsiketsika. Kanefa maneritery ny toe-karena...