Ankoatra ny fitantarana ireo krizy, be kokoa ny hatsaran-tarehy, ny tanjaka ary ny fiaretana amin'ny tantara SahelianaSarotra sy natao matsatso kokoa noho ny anoritsoritana azy amin'ny lohatenin-gazety manerana izao tontolo izao ny tantara SahelianaMpanoratra Adesewa OlofinkoNandika Naomy28 Oktobra 2024
Tondraka ny afovoany sy andrefan'i Afrika, nefa zara raha manana andraikitra amin'ny fikorontanan'ny toetrandro ilay tanibeMisy ny vahaolana saingy tsy ampiharinaMpanoratra Jean SovonNandika Imanoela Fifaliana23 Oktobra 2024
Nanamarika ny faha-64 taonan'ny fahaleovantena tao anaty krizy ara-toekarena sy ny hetsi-panoherana ny NizerianaManiry 'Nizeria vaovao sy mamokatra' izay manao ho vaindohan-draharaha ny mahasoa ny olom-pireneny ny tanoraMpanoratra Adesewa OlofinkoNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson23 Oktobra 2024