Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Mey, 2024
Mahita izao tontolo izao amin'ny alalan'ny teny: Ahoana no ahafahan'ny boky mampitsangatsangana antsika
"Eo amin'ny tontoloko, manam-pahaizana mamorona tontolo hafa ao an-tsaintsika ny mpanoratra, ary mitondra ny andraikitra maneho ny kolontsaina sy ny olana, mitantara amim-pahefana izay misy fiantraikany amin'ny fihetseham-pontsika."
Fomba telo hiatrehana ny zo nomerika ao Afrika
Ireo tranga toy ny nandraràna ny X (Twitter taloha) ao Nizerià sy ny faneriterena ny fidirana aterineto ao Senegal no mampiseho hoe hatraiza ny fanohintohinan'ny fanjakàna ny fahalalahan'ny olompirenena ety anaty tambajotra
Tambajotra mpanao gazety any avaratr'i Nizeria manentana ny fandriampahalemana sy ny fampihavanana amin'ny alalan'ny asany
" ... Tokony hahatsiaro hanoratra hiaina isika satria raha manoratra ianao ka handrehitra ny firenena dia hiantraika aminao koa izany."