Tantara mikasika ny Nizera tamin'ny Janoary, 2019
Lehilahy Nigerien iray tafahitsoka am-bolana maro ao amin'ny seranam-piaramanidina Ethiopiana
"Natory tambony seza aho, indraindray matory ao amin'ny moskea, efa roa volana aho izao no tsy nandro satria tsy misy fandroana ny seranam-piaramanidina, ny tavako, ny tanako ary ny tongotro ihany no sasako, dia izayr."