Tantara mikasika ny Nizera tamin'ny Marsa, 2016
Ny Fiantraikan'ny Tambajotra Sosialy Amin'ireo Fifidianana Savaranonando Taona 2016 Ao Nizera
Natao tamin'ny alahady 21 febroary 2016 teo ny fifidianana ankapobeny fihodinana voalohany tao Nizeria. Ny faha-20 martsa ny fihodinana faharoa, mba hahafahana hifidy ny filoham-pirenena sy ireo mpikambana ao amin'ny Antenimieram-pirenena.