Tantara mikasika ny Nizera tamin'ny Novambra, 2013
‘Ahoana No Tsy Hiraharahantsika Ireo Kamboty Ao Nizera?’

"Olana goavana ao Nizera ny fahakambotiana, ary toe-javatra akaiky ny foko hoy ireo bilaogera vaovao avy ao amin'ny Rising Voices tetikasa Sarintany ho an'i Nizera.