Tantara mikasika ny Nizera tamin'ny Jolay, 2010
Niger : Misoko mangina ny hanoanana
Miteraka ahiahy be ihany ny tsy fahampian'ny fitateram-baovao momba ny olana ara-tsakafo any Sahel ho an'ny olona 2,5 tapitrisa any Niger izay voakasiky ny fahalanian'ny sakafo hohanina. Milaza hanamafy ny fandaharan'asany hiarovana...