Melohin'ireo firenena Afrikana miteny paortiogey ny famelezana ny demaokrasia any BrezilaNiteraka fanehoan-kevitra ny fanakorontanana ireo Lapam-pahefana telo tamin'ny 8 janoaryMpanoratra Global Voices Lusofonia Nandika (en) i Dércio Tsandzana, Andriamifidisoa Zo16 Febroary 2023
Mandritra ny COP27, miantso hetsika misimisy kokoa i Môzambika, firenena ao Afrika faran'izay marefo indrindra amin'ny resaka toetrandroMijaly be amin'ny fiovàn'ny toetrandro i MôzambikaMpanoratra Global Voices Lusofonia Nandika (en) i Dércio Tsandzana, Sylvia Aimée10 Novambra 2022
Niala tsiny noho ny fandripahan'olona nandritra ny fanjanahantany tany Mozambika i PortiogalyEfa ho 400 ny sivily tsy mitam-piadiana novonoin'ny miaramila Portiogey.Mpanoratra Global Voices Lusofonia Nandika (en) i Liam Anderson, Liva Andriamanantena18 Oktobra 2022
Efa misy ny fampiasa (app) ho an'ny boky Afrikana amin'ny teny PortiogeySehatra nomerika ho an'ny boky elektronika voalohany ao MozambikaMpanoratra Global Voices Lusofonia Nandika Liva Andriamanantena17 Jona 2022
Lalàna vaovao mandrangotra ny fahalalaham-baovao sy fitenenana ao MozambikaHosazian'i Mozambika ireo manely "torohay diso"Mpanoratra Global Voices Lusofonia Nandika (en) i Dércio Tsandzana, Andriamifidisoa Zo07 Jona 2022
Afa-mamaha ny krizin'ny angovo ao Eoropa ve ny firenena Afrikana miteny paortiogey?Manana tahirin'etona makadiry i Angola, Ginea Ekoatorialy ary i MozambikaMpanoratra Global Voices Lusofonia Nandika (en) i Dércio Tsandzana, Andriamifidisoa Zo04 Jona 2022
Nanamarika ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety tany Mozambika ny tahotra sy ny tsy fandriampahalemanaJournalist Ibrahimo Mbaruco remains missing since 2020. Mbola tsy hita nanomboka hatramin’ny taona 2020 ilay mpanao gazety Ibrahimo MbarucoMpanoratra Global Voices Lusofonia Nandika (en) i Dércio Tsandzana, Liva Andriamanantena19 Mey 2022
Fanombohana ny tetikasa tantara an-tsary voalohany ho an'ny firenena Afrikana miteny PortiogeyMikatsaka ny hampiroborobo ny tantara an-tsary any Mozambika, Angola ary Cap Vert.Mpanoratra Global Voices Lusofonia Nandika (es) i Gabriela García Calderón Orbe, Liva Andriamanantena12 Mey 2022
KUGOMA: Fitsangatsanganana manavatsava ny tsenaben'ny sarimihetsika lehibe indrindra any MozambikaAndiany faha 13 ny KUGOMA amin’ity taona ity.Mpanoratra Global Voices Lusofonia Nandika Liva Andriamanantena11 Mey 2022
Tratran'ny fanafihana an'habaka ny governemanta MozambikanaOlana goavana ao Mozambika ny fanafihana an'habakaMpanoratra Global Voices Lusofonia Nandika (en) i Giovana Fleck, Harentsoa Tsiky Rakotoson08 Marsa 2022