Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Tantara mikasika ny Maorisy tamin'ny Desambra, 2013

SARIPIKA: Olombelon'i Komoro, Madagasikara ary ny Nosy Masikarenina

Nampisy aingam-panahy mpaka sary manerana izao tontolo izao ny Humans of New York. Manana sarintavan'olona maro dia maro azo aseho ihany koa ny faritra Masikarenina.