· Janoary, 2019

Tantara mikasika ny Maoritania tamin'ny Janoary, 2019

Maoritania: Fisamborana ny mpiandraikitra ny Taqadoumy.com

GV Mpisolovava  11 Janoary 2019

Nosamborina tamin'ny 18 Jona 2009 i Hanevy Ould Dahah, 32 taona, mpanorina sady talen'ilay tranonkalam-baovao sangany ao Maoritania www.taqadoumy.com , tao Nouakchott. Mpitandro filaminana tsy nampiseho taratasy milaza ny vesatra anenjehana azy no namatotra sy nitondra azy ho any amin'ny paositry ny polisy tao an-drenivohitra Maoritaniàna.