Tantara mikasika ny Maoritania tamin'ny Desambra, 2018
Ireo Miaramila Maoritaniana 28 Nahantona Tamin'ny 28 Novambra 1990
Miaramila no anton'asako. 24 taona no efa naha-miaramila ahy. Araka izay ela indrindra tsaroako teo amin'ny fiainako, tsinjoko hatrany fa tsy nanan-jo, na kely aza, ireo mainty hoditra