Tantara mikasika ny Maoritania tamin'ny Janoary, 2017
Naseho Teo Anatrehan'ny Fitsarana Tampony ao Maoritania Ilay Bilaogera Efa Nomelohina Ho Faty Tamin'ny Voalohany
Tamin'ny taona 2014 , nosamborina sy nomelohina ho "nivadi-pinoana" i Ould Mkhaitir noho ny fanehoan-kevitra tamin'ny lahatsoratra iray niresahany ny rafitra fanavakavahan-tsaranga ao Maoritania .