Tantara mikasika ny Maoritania tamin'ny Septambra, 2012
Maoritania: Diabe Ho Fahatsiarovana Ilay Mpanohitra Ny Fanavakavaham-Bolokoditra Nodimandry
Miantso ny hanaovana diabe amin'ny 27 Septambra 2012 ao an-drenivohitra Nouakchott ho fahatsiarovana ilay mpikatroka manohitra ny fanavakavaham-bolokoditra Lamine Mangane ny fikambanana mpiaro ny zon'olombelona Touche pas à ma nationalité TPMN (malagasy: Aza kitikitihinao ny zom-pireneko).