· Febroary, 2011

Tantara mikasika ny Maoritania tamin'ny Febroary, 2011

Maoritania: Mipoaka ny Hetsik'ireo Mpandala Demaokrasia Ao Nouakchott

Nipoaka ny fihetsiketsehana tao Nouakchott, renivohitr'i Maoritania androany, taorian'ny fifanatonan'ireo tanora tany anaty aterineto mba hiantso fihaonambe, izay mitaky fanovàna ara-tsosialy, ara-politka ary ara-toekarena, sy fampitsaharana ny fitondra-miaramila ao Maoritania. Ao amin'ny Twitter, manome antsika fitantaràna ny natrehin-dry zareo maso nandritra ny andro.

28 Febroary 2011