Tantara mikasika ny Liberia tamin'ny Marsa, 2018
Liberia : Tetikasa “CeaseFire Liberia” Mitantara Ny Krizy Ao Lofa

Nahitàna herisetra indray tao Liberia vao haingana: tovovavy iray no nisy namono, ho valifatin'izany, 4 hafa ihany koa nisy namono tahaka izany tao amin'ny faritra Lofa ao avaratry ny firenena. Nandritra ny korontana, nisy nandoro ireo fiangonana sy ny moskea. Nitantara momba izany korontana izany ny Global Voices.